Pédale Multi effet Boss GT-8 mbola tsara

INFORMATIONS GENERALES

410 000,00 AR

101 67Ha

Annonce déposée

DETAIL DE L'ANNONCE

Miarahaba,

Multi effet Boss GT-8 pour guitare.
Misy presets maro be, feno sons d'usine azo hatsaraina. Miankina @ bahan-kiranao fa mety aminy daholo.
Misy ny ilaina rehetra toa ny reverb, delay, echo, pédale volume, wha sns sns
Mora kirakiraina sady miaraka @ boky mombamomba azy.

Tena saika vaovao ary zara raha nampiasaina nefa varotako @ vidiny mirary.

Andefaso sms raha liana ianao, azo handramana ato amiko miaraka @ ampli guitare ato.

Signaler l'annonce

Partager l'annonce

Statistiques de l'annonce

Nombre de vues : 77

Dernière visite le : 26/09 à 19:26

Référence : 11