INFORMATIONS GENERALES
101 67Ha
Annonce déposée
DETAIL DE L'ANNONCE
Miarahaba tompoko,
Ampli guitare Peavey Bandit 112 mbola tsara ary mirefotra, gros son garanti, 100w.
Azo hitendrena hard rock, varieté, jazz satria malalaka be ny reglages azo atao aminy.
Miaraka @ footswitch.
Afaka mandefa sms ianao na manoratra mail raha liana.
Azo atao ny manandrana azy aty an-trano.
Tsy manao livraison.
Misaotra tompoko.
Sosoa
Sosoa
Partager l'annonce
Gestion de l'annonce
Statistiques de l'annonce
Nombre de vues : 47
Dernière visite le : 26/09 à 20:07
Référence : 10
Pédale Multi ...
Antananarivo Renivohitra
410 000,00 AR