<?xml version="1.0" encoding="utf-8"?><?xml-stylesheet type="application/xml" href="https://zaraoo.com/template/css/rss.xsl"?><rss version="2.0" xmlns:atom="http://www.w3.org/2005/Atom">
	<channel>
		<language>fr</language>
		<title>Madio hatrany, madio tsara</title>
		<link>https://zaraoo.com</link>
		<atom:link href="https://zaraoo.com/fr/flux-rss?shop=20" rel="self" type="application/rss+xml" />
					<image>
				<url>https://zaraoo.com/template/images/logo.png</url>
				<link>https://zaraoo.com</link>
				<title>ZARAOO</title>
			</image>
				<description>◦ Orinasa manolotra mpanadio an-trano sy trano birao.

        ◦ Fikojakojana ny trano, fanadiovana lalina.
        ◦ Services : Service par heure, forfait ménage mensuel.
          		
- Orinasa Manam-pahaizana manokana amin’ny Fanadiovana trano sy birao
Miorina aoTanambao 5, manolotra fanadiovana matihanina sy mahomby ho an’ny trano fonenana sy birao izahay. 
- Miasa amin’ny fomba madio, haingana ary azo itokisana, mifanaraka amin’ny filàn’ny mpanjifa tsirairay.

Ireo fahaiza-manaonay :
    • Fanadiovana ankapobeny trano sy efitra fandraisam-bahiny
    • Fanadiovana birao sy toerana fandraharahana
    • Fanadiovana aorian’ny fanamboarana (rénovation) na fifindra-monina
    • Fanadiovana vata fampangatsiahana, fatana, varavarankely, sns.
    • Fanadiovana amin’ny fotoana voafaritra (isan-kerinandro, isam-bolana, sns.)

Tombony atolotray :
    • Ekipa matihanina sy manana traikefa
    • Fampiasana vokatra manaja ny fahasalamana sy ny tontolo iainana
    • Fandaminana mora sy haingana amin’ny fotoana rehetra
    • Vidy mirary sy fifanarahana mazava

Antsoy izahay anio dia andefaso fanontaniana na fangatahana tolotra (devis maimaim-poana tompoko)!</description>
			</channel>
</rss>