<?xml version="1.0" encoding="utf-8"?><?xml-stylesheet type="application/xml" href="https://zaraoo.com/template/css/rss.xsl"?><rss version="2.0" xmlns:atom="http://www.w3.org/2005/Atom">
	<channel>
		<language>fr</language>
		<title>Ny teknolojia ho an’ny rehetra</title>
		<link>https://zaraoo.com</link>
		<atom:link href="https://zaraoo.com/fr/flux-rss?shop=10" rel="self" type="application/rss+xml" />
					<image>
				<url>https://zaraoo.com/template/images/logo.png</url>
				<link>https://zaraoo.com</link>
				<title>ZARAOO</title>
			</image>
				<description>SoaNet Informatika dia orinasa manana traikefa mihoatra ny 8 taona eo amin’ny sehatry ny teknolojia sy ny serasera an-tserasera. 
Mampifandray ny orinasa sy ny olona amin’ny alalan’ny vahaolana informatika izahay : famoronana tranonkala, fampiharana finday, ary rafitra fitantanana (ERP, CRM). 

Mampiasa fomba fanao maoderina ary manome antoka fa ny tetikasa rehetra dia vita tsara sy mahomby.

    • Fahaiza-manao :

Ny ekipan’i SoaNet dia ahitana injeniera informatika sy mpamorona tranonkala za-draharaha. Mampiasa teknolojia vaovao (PHP, Laravel, React, MySQL) izahay, ary manome fanohanana teknika hatrany. Tsy vitan’ny hoe manangana tranonkala tsotra fotsiny fa manampy ny mpanjifa amin’ny paikady nomerika (SEO, marketing digital, sécurité informatique).

    • Servisy : Famoronana tranonkala (vitrine, e-commerce), famoronana rindranasa finday, fanamboarana rafitra fitantanana, fanohanana sy fikojakojana IT.</description>
			</channel>
</rss>